|
|
|
|

Entry1  borataka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Ngeza sy vaventy vahana ary matavy; makadiry sady botrefana na botabota [1.1]

Anagrams  4 atrobaka, borataka, 5 korataba, 6 rako-bata

Updated on 2025/09/19