Entry borabora
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Ratsy fehy, malemy fatotra: Boraborany fehin' ny entana fa ataovy mafimafy aloha vao mandeha
¶ Vaventy fa malemy: Zazalahy borabora / Naivo vaventy fa kely aina
¶ Mihanja vatana, na ratsy fitafy: Borabora fitafy lava izao iny olona iny
¶ Malai-mihetsika, mitavozavoza: Olona borabora amin' izay rehetra ataony Rakoto [Rajemisa 1985]
English translation   slack, loosely tied; inert, not firm, flabby. See rebareba, rerarera [Richardson 1885]
Derivations  

Updated on 2009/02/23