| Entry | 1 bontsinina |
| Root | 2 bontsina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Atao mizihitra: Bontsino ny baolina fa noana izy izany.
5 Ambosina, vokisana: Nobontsinin' olona izy maton nahavita izany. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to be made to swell, to be made to bulge out or protrude.
7 to be deceived by charges made against some one. [1.2] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|