| Entry | 1 bontanaka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Biby maintimainty toy ny fandaibe, sady volovoloina ihany koa saingy tsy mba mandratra ny lainy; mipetaka mivangongo mitambatra ranoray eny amin' ny vatan-kazo loaka no mazàna ahitana azy
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Zoology: invertebrates |
| Updated on 2025/09/12 |
|