| Entry (1/3) | 1 bonia |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Enti-milaza olona mahira-tsaina sy mahatsinjo lavitra ary mahavita zava-mahagaga amin'ny angano
[1.1] |
| Explanations in English |
4 The name of a mythical hero of the Folklore.
[1.2] |
| Entry (2/3) | 5 bonia |
| Part of speech | 6 adjective |
| Explanations in Malagasy |
7 Enti-milaza ny maso misokatra tsara mahafinaritra, mahatehotia, baliaka
[1.1] |
| Analogs | 8 baholy |
| Entry (3/3) | 9 bonia |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in English |
11 (?) bands or bundles. A term used by soldiers
[1.2] |
| Vocabulary | 12 Military |
| Anagrams | 13 abony, 14 boina, Boina, bonia |
| Updated on 2025/11/27 |
|