|
|
|
|

Entry1  bonaika
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Malemy paika, mora be sady toa tsy mihetsika mahery; tsy be pelipelika eo am-pipetrahana na eny am-pandehanana: Zazalahy bonaika iny zanakao iny, Ramatoa: fady azy izay hiadiady amin' ny namana na hipelipelika any am-pianarana. [1.1]
Explanations in English  4 mild, gentle, quiet, pacific, easy, bland, affable. [1.2]
5 peaceful, easy-going. [1.7]
Explanations in French  6 paisible ; ne rien faire.. [Tankarana] [1.19]
7 paisible, pacifique. [1.8]
Derivatives 
Active verbs :
Relative verbs :
Names :
Adjectives :
Synonyms  14 boneka

Anagrams  15 baikona, 16 bokaina, 17 bonaika, 18 kobaina, 19 Kobiana

Updated on 2025/09/19