|
|
|
|

Entry1  bolivianina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Bolivia (Amerika atsimo): Vitsy ny Bolivianina fa tsy mahatratra afa-tsy 4 tapitrisa mahery kely monta
4 Momba an' i Bolivia, an' i Bolivia na avy any Bolivia: Ny tobim-bolafotsy no foto-karena bolivianina [1.1]
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  bolivia, 7  bolivia

Updated on 2025/12/08