Entry boletaleta
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza olona fohy zenizeny vaventiventy ka miresaresa, tsy kinga rehefa mamindra [Rajemisa 1985]
English definition short, dwarfish. [Richardson 1885]
Derivations 
Synonyms boleta ~ boletaka

2009/02/23