|
|
|
|

Entry1  bolaky
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fampakarana zavatra hiainga, ka toy izao ny toetoetran' ny fiasany: misy mahazaka mihodidina vy boribory lavalava, izay mirotsaka an-daniny roa avy ny tendrony anankiroa, ka raha sintonina ny laniny iray dia miakatra kosa ny zavatra atao eo amin' ilay laniny faharoa [1.1]
Explanations in English  4  a pulley [1.7]
Explanations in French  5  palan, poulie [1.8]

Anagrams  6 bakoly, 7 biloka, 8 bokaly, 9 bolaky, 10 bolika, 11 kalibo, 12 kibola, 13 kobila

Updated on 2025/09/12