|
|
|
|

Entry1  bodehina
Root  2 bodika
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Asavorovoro, asavoritaka:
5 Aza bodehina re, ry Koto, ny kofehy. / Nobodehiny teo ny fitenenana ka tsy hita intsony izay ventin-kevitra [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/11/13