Entry boboke
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsileo] sinibe: Ny boboke ane moa tsa matsaka ko vovo tsa mbatsy mba mañarato (Ny sinibe anie ka tsy mantsaka ary ny vovo manarato) [Rakotosaona 1972]

Entry boboke
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Tandroy] mamo, lao voky: Ko haneñe maro o vatango fa mahabobobe [Rakotosaona 1972]

2010/04/22