|
|
|
|

Entry1  bisikilety
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Fita ovam-pandehanana misy familiana sy kodiarana roa mifanao aloha sy aoriana, ka fivoy, eo afovoany, misy rantsany roa havia sy havanana izay hitsahin' ny tongotra no mampihodina ny kodiarana ka mampandeha azy; nomena anarana koa hoe tongomalady [1.1]
Explanations in English  4  a bicycle [1.7]
Explanations in French  5  bicyclette [1.8]
All compound words 
Vocabulary  7  Transportation
Synonyms  8  tongomalady

Updated on 2025/09/12