|
|
|
|

Entry1  bilady
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antemoro] tany, faritany, firenena [1.78]
4 [Bara] tany, dia toy ny tany onenana (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353#61]
5 Teny enti-milaza ny trano itoerana sy ny tany onenana, ny harena sy ny fitohizan' ny fianakaviana na foko amin' izay soa na tombontsoa efa ananany: Isika mianakavy: tsy ho vaky bilady amin' izay nentin' ny ray aman-dreny na ny razana [1.1]
All compound words  6 tsy ho vaky bilady anie!

Updated on 2026/02/04