Entry biko
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [Rajemisa 1985]
   [Sakalava] karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [Rajemisa 1985]
French definition   bancal, tordu [SLP: Voambolana]
Synonyms   bikoa
Analogy   Shapes of cattle horns
Illustrations  

Entry biko
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Taisaka] mandringa [Rakotosaona 1972]

Updated on 2010/05/06