Entry bevoina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Teny tsy dia manaja loatra enti-milaza ny maty tsy tiana hohajaina firy. (Tsy fampiasa firy fa Rabevoina no ampiasaina matetika) [1.1]

Updated on 2020/07/31