Entry betatoato
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tankay] karazana dihin' ny Ntaolo [Ndemahasoa: Antakay]
Examples Amin' ny dihy, dia ao ny trako, ny betatoato, ny vangaratra, ny mangoleda, ny tsiketraketraka, ny sintobe, ny elakelaka. [Ndemahasoa: Antakay, page 90]

2017/12/06