| Entry | 1 betafoaka |
| Elementary words | 2 be, 3 tafoaka |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazan-kazo mandadina, izay ampiasain' ny olona hanamanimanitra ny toaka
[1.1] |
| Explanations in English |
6 [TAFOAKA, bubbling.] A climbing plant used in the manufacture of native rum.
[1.2] |
| Vocabulary | 7 Botany: grass |
| Updated on 2026/02/20 |
|