Entry besisika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan-trondron-dranomamy lehibe sady tsara nofo (Megalops cyprinoides). Ny ahafantarana azy dia ny volony fotsy mova tsy ny voahoso-bolafotsy vasobasoka, ary ny vonon-damosiny misy tsiratsiraka lava; halavany: 60 sm., fa ny lanjany, misy maro no mihoatra ny 1 kilao sy sasany [1.1]
Scientific name Megalops cyprinoides
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31