|
|
|
|

Entry1  bengy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [Antambahoaka+Antesaka+Betsileo+Sihanaka] Osy [1.1, 1.78]
4 [Tanala] osy: Bengy niteraka am-piringa ka tsy avela ny raha mahajatre (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy manadino ny fanao) [1.78]
5 osy [1.13]
Explanations in English  6 a goat. (Prov.) Same as osy, baingy. [Mal. Kambing.] [1.2]
Explanations in French  7 [Tankarana] chèvre, cabri. [1.19]
8 chèvre [1.13]
Vocabulary  9  Zoology: mammals
Other spellings  10 baingy

Updated on 2026/02/04