Entry be minono (be, nono)
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] (beminono) zaza 18 taona no miakatra [Rakotosaona 1972]
   [Tsimihety] (beminono) Tovolahy tsaraina momba ny fandoavan-ketra [Rajemisa 1985]
   ilazana ny zaza efa lehibe nefa tsy sarahina, ary anambarana koa ny olona miankindava amin' ny hafa, tsy mahavelon-tena raha tsy ampiana [Rajemisa 1985]
Analogy   mpinono lehibe

2009/12/23