|
|
|
|

Entry1  be mihimpy
Elementary words  2 be, 3 mihimpy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 Mpandositra na mpandao fonenana tafatambatra, izay mazàna tonga olon-dratsy [1.1]
6 andia-mpanompo nilefa fahizay izay niray dia mba handroba na hangalatra [1.1]
Explanations in French  7 nom donné aux esclaves fugitifs et formés en bandes de voleurs [1.3]
Other spellings  8 be mihimpa

Updated on 2025/11/02