|
|
|
|

Entry1  be maso
Elementary words  2 be, 3 maso
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 mana-maso makadiry
6 Ilazana ny rary tsihy na ny sobika izay vaventy ny mason-drary fa tsy mihaika tsara [1.1]
Examples  7  Fa hianao Ranavalomanjaka, fahiray ny Roa amby ny Folo Manjaka, fanovan' Andrianampoinimerina, ombalahy bemaso nahary fenitra any Imerina, sy Radama-manjaka Rainy namory ny anivony ny riaka. [2.654#]

Updated on 2025/09/12