| Entry | 1 belza |
| Part of speech | 2 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Ny aranana tompon-tany any amin' ny tanin' i Belzika: Anisan' ny betsaka raha heverina amin' ny hakelin' ny taniny ny Belza
4 Momba an' i Belzika na an' i Belzika na avy any Belzika: Fiteny karazany roa ny teny tenenin' ny mponina belza [1.1] |
| Vocabulary | 5 Geography: countries, people |
| Analogs | 6 belzika, 7 belzika |
| Updated on 2025/12/08 |
|