Entry | 1 beazina |
Root | 2 be |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao izay hahalehibe aratsaina sy ara-panahy, tezaina, velomina, ampianarina: Nobeazina tamin' ny fahatahorana an' Andriamanitra ny zaza malagasy fahiny [1.1] |
Morphology |
|
Other spellings | 9 biazina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |