Entry | 1 batrabatraka |
Root | 2 batraka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka [1.1] |
Synonyms | 5 batraka |
Anagrams | 6 batrabatraka, 7 trabatrabaka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |