| Entry | 1 baskety |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr. basket-ball] Lalao fanatanjahan-tena misy mpilalao dimy an-daniny avy ka ny ifaninanan' izy roa tonta dia izay hampidirana baolina imbetsaka indrindra ao anatin' ny haraton' ny an-kilany avy [1.1] |
| Vocabulary | 4 Sports |
| Other spellings | 5 basketra |
| Updated on 2025/09/12 |
|