Entry basila
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [fr, bacille] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny raboka [1.1]
Vocabulary 
Origin French: bacille.

Anagrams 

Updated on 2020/07/31