Entry | 1 baondy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Anaran-karatra filalaovana misy sary tokana eo afovoany (kodiadiam-borona na efa-joro na fo na fon' omby mainty), ka heverina mazàna fa anisan' ny tsara indrindra amin' ny vato [1.1] |
Explanations in English |
4 the ace in playing cards. [1.2] |
Explanations in French |
5 as [1.13] |
All compound words |
|
Vocabulary | 7 Game |
Illustrations |
|
Anagrams | 8 badony, 9 baondy, 10 bodany, 11 Dibona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |