| Entry | 1 bankirompitra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olona tapi-pananana na olona tsy nahaloa trosa ka namidy ny fananany rehetra
[1.1] |
| Explanations in French |
4 banqueroute
[1.66] |
| Vocabulary | 5 Economy: finances, management |
| Synonyms | 6 bankiroty |
| Updated on 2025/09/12 |
|