|
|
|
|

Entry (1/2)1  balita
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 voky sakafo ny kibo
4 vetaveta, ratsy fitondran-tena: Tovolahy balita saina [1.1]
Derivatives 
Adjectives :
Analogs  6  amboafitritra, 7  batritra, 8  fotsyfanahy, 9  katritra, 10  mialikalika, 11  miangiangy, 12  mitritratritra, 13  olonatsyampoka, 14  tsymanjary

Entry (2/2)15  balita
Part of speech  16  noun
Explanations in Malagasy  17 anaram-bosotra fanome zaza kelikely sady badobado [1.1]

Anagrams  balita, 18 talaby

Updated on 2025/10/31