| Entry | 1 balelaka |
| Root | 2 belaka |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka
5 Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ [1.1] |
| Explanations in French |
6 bien ouvert et peu profond
[1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 9 balela-maso |
| Updated on 2025/11/09 |
|