|
|
|
|

Entry1  bakteria
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana mikraoby zavamaniry, ka mitsinjara efatra indray izy ireo, dia ny basila, ny kaoka, ny vibrio ary ny spiroketa [1.1]
4 anarana ilazana mikrôby iray tokantsela tsy misy vihy, karazana bibikely tsy hita maso miandraikitra ny fanovana ny azôty ho azon'ny zavamaniry ampiasaina amin'ny fiainany [1.13]
Explanations in French  5 bactérie [1.13]
Vocabulary  6  Health

Anagrams  7 atrebika, bakteria, 8 Beti-kara, 9 Rekabita

Updated on 2025/09/12