Entry badrahodra
Part of speech adjective
Malagasy definition Vaventy kidaladala, sy mitahontahona; mohamohaka tsy mahavita zavatra firy; mibonabonaka sady mivozavoza [Rajemisa 1985]
English definition plump yet awkward, clumsy, clownish, inelegant, dull, heavy looking. [Richardson 1885]

2009/02/23