| Entry | 1 badony |
| Part of speech | 2 adjective |
| Explanations in Malagasy |
3 Tsara bika, tsy lava tsy fohy, tsy vaventy tsy manify, fa mifanao ara-keviny ny toetoe-batany rehetra [1.1] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 5 badony, 6 baondy, 7 bodany, 8 Dibona |
| Updated on 2025/09/19 |
|