Entry babangoana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Foana tsy misy na inona na inona ao anatiny; nalana daholo ny fanaira aman' entana tao anatiny: Nony lasa ianareo, dia efitrano babangoana sisa nitahiry ny fahatsiarovana anareo [1.1]
Explanations in English Empty, void, as of a deep hole. [1.2]
Explanations in French Vide, où il n'y a rien, dont on a retiré les meubles [1.3]
Examples Izy no mamelatra ny avaratra eo ambonin'ny habakabaka babangoana, manantona ny tany eo ambonin'ny tsinontsinona; [2.996]

Updated on 2020/07/31