Entry azy ho azy (azy, ho)
Part of speech   expression
Malagasy definition   raharahany, izy no tompon'andraikitra: Voasambotra, hono, Rabe fa namilivily volam-panjakana. Azy ho azy ny azy; aoka anefa fa nanao ratsy [Rajemisa 1985]
French translation   cela les regarde, c'est leur affaire. [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]

Updated on 2009/06/26