| Entry (1/2) | 1 azoazo |
| Root | 2 azo |
| Part of speech | 3 participle |
| Explanations in Malagasy |
4 Tiana araka ny fankasitrahan' ny maso, na ny sofina...: Iza no alainao amin' ireto satroka ireto? Itsy volombatolalaka no azoazoko.
5 Metimety, tsaratsara, enti-milaza toe-pahasalamana tsy tsaratsara teo aloha ka efa metimety: Manao ahoana izany fanavianao? Efa azoazo fa misaotra. [1.1] |
| Explanations in English |
6 pleased with, preferred, grateful..
[1.2] 7 found pleasing, approved of. [1.7] |
| Explanations in French |
8 obtenu un peu, compris un peu: Tsy azoazoko ny teninao (Je ne comprend pas trop ce que vous dites).
9 préféré. [1.3] 10 approuvé, préféré. [1.8] |
| Examples |
11 Mbola azoazoko an-tsaina ihany fa voalavo marary izy io
[2.472]
|
| Morphology |
|
| All compound words | 15 azoazon' ny vavony |
| Entry (2/2) | 16 azoazo |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 Ranon' afero.
[Provincial]
[1.1] |
| Explanations in French |
19 bile. (afèro)..
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 20 Biology |
| Anagrams | 21 azoazo, 22 ozaoza |
| Updated on 2025/11/09 |
|