Entry avo ranjana (avo, ranjana)
Part of speech   expression
Malagasy definition   lava ranjo [Rajemisa 1985]
Examples   Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, page 200]
Quotes  

Updated on 2013/06/06