| Entry | 1 avongady |
| Root | 2 vongady |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Amidy mitambatra, miaraka: Moa tsy navongadin' ilay mpivarotra daholo ny vary tao aminy ka ny kely vola tsy mba nahazo mihitsy! Atao miharihary, mitokana erỳ, asongadina (filaza amin' ny zavatra lehibe, makadiry): Navongadiny terỳ an-tokotany ilay laona vato vao novidiny [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 avongady, 10 voadinga |
| Updated on 2025/09/12 |
|