| Entry | 1 aviotra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsimisaraka] karazam-bahy misy tilony mitovy ravina amin'ny oviala, roindambo
[1.78] 4 Zavamaniry ilay antsoina hoe "verveine citronnelle" entina manadio rano no sady mampitombo ny hatsembohana (Smilax kraussiana) [1.1] |
| Explanations in French |
5 salsepareille
[1.3] 6 [Merina+Bezanozano] . Smilax kraussiana Meisn. (Smilacaceae). Voir avaotra. [1.196] |
| Vocabulary | 7 Botany: grass |
| Synonyms | 8 fandrikibodisy |
| All compound words | 9 ravinaviotra |
| Scientific name |
|
| Anagrams | aviotra, 11 tariavo |
| Updated on 2026/02/04 |
|