Entry | 1 avilana |
Root | 2 vilana |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao [1.1] |
Explanations in English |
5 to be turned aside [1.7] |
Explanations in French |
6 qu'on fait dévier [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 avilana, 12 ivalana, 13 lavania, 14 laviana, 15 valiana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |