| Entry | 1 averina |
| Root | 2 verina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampanaovina dia mianotra: Avereno ny fiarakodia
5 Lazaina indray: Avareno izay lazaiko 6 Atao fanindroany: Naverina indray ny fanadinana fa nisy nahita mialoha ny zavatra hanadinana 7 Asaina miverina: Naverina ilay iraka 8 Aterina: Tsy mbola naverin' ilay karilahy iny ihany ny bokiko nindraminy 9 Ampodìna: Naveriny ho amin' ny ialan' ny fahamarinana ilay zanany nania [1.1] |
| Explanations in English |
10 Used of something returned or sent back
[1.2#753] |
| Explanations in French |
11 Qu’on fait revenir, retourner, qu’on rend, qu’on rapporte, qu’on ramène, qu'on répète, qu'on redit: Vao lasa kelikely ny mpitondra entana dia naverina (Le porteur de paquets était à peine parti, qu’on l’a fait revenir) ~
12 Tsy mbola naverina ny hetiko (On ne m’a pas encore rendu mes ciseaux) [1.3#828] |
| Examples |
13 Manao ahoana iry olona iry raha averina?
[2.298#46]
14 Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#] 15 Raha misy ambiny ny vola dia averina any aminy. [2.356#] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 20 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/11/17 |
|