| Entry (1/4) | 1 avanavana |
| Root | 2 avana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Tsy fampiasa raha tsy miaraka amin' ny teny hoe "tsy hita": Tsy hita avanavana, tafahoatra na misy elanelany makadiry amin' ny hafa ampitahaina aminy: Tsy hita avanavana ny haben' Antananarivo miolotra amin' Ambohitrakely
[1.1#127] |
| Explanations in French |
5 splendeur
[1.3#67, 1.5] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 7 tsy hita avanavana |
| Entry (2/4) | 8 avanavana |
| Root | 9 avana |
| Part of speech | 10 adjective |
| Explanations in English |
11 sharp, keen, clear-headed, skillful, clever, shrewd, quick.
[1.2] |
| Entry (3/4) | 12 avanavana |
| Root | 13 vanavana |
| Part of speech | 14 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
15 atanatana
[1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (4/4) | 20 avanavana |
| Part of speech | 21 noun |
| Explanations in Malagasy |
22 fanombohana
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Updated on 2025/11/17 |
|