Entry avaka
Part of speech noun
Malagasy definition Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [Rajemisa 1985]
French definition séparation, distinction [Abinal 1888]
Derivations 

Entry avaka
Part of speech noun
Malagasy definition Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [Rajemisa 1985]
Synonyms avany
Compound words, titles, names 

Entry avaka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka] karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

2015/05/28