| Entry | 1 atsontsona |
| Root | 2 tsontsona |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Entina manafosafo, manambitamby biby: Ny tanany malefadefaka iny no natsontsony an' ilay alika ka nampatory azy [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 9 antsoantso, 10 atsontsona, 11 ontsaontsa |
| Updated on 2025/09/12 |
|