Entry | 1 atsofoka |
Root | 2 tsofoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |