| Entry | 1 atsoboka |
| Root | 2 tsoboka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ampidirina ao anaty rano: Atsobok' Ibalita ao anaty sinibe ny tanany maloto [1.1] |
| Examples |
5 atsoboka anaty daba feno ditsaka ny lohan' ilay olona.
[2.472#]
6 Fa nony nataon' Andrianampoinimerina didy ny tangena dia natsahatra ny tanana atsoboka sy ny lelantsy nodorana ary ny sosoa mora. [2.508#] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 atsoboka, 12 botsoaka, 13 kotsabao |
| Updated on 2025/09/12 |
|