| Entry | 1 atsahatra |
| Root | 2 tsahatra |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ajanona, faranana tsy asiana tohiny intsony: Atsaharo izany fomba tsy mety fanaonao izany.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to be discontinued, to be stopped.
[1.7] |
| Explanations in French |
6 à cesser, à arrêter.
[1.3] 7 qu'on arrête, qu'on suspend. [1.8] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|