Entry ato ho ato (ato)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
¶ Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [Rajemisa 1985]
Explanations in English somewhere near here; soon [Hallanger 1973]
Explanations in French par là à côté; bientôt [Hallanger 1974]

Updated on 2020/07/31