|
|
|
|

Entry1  atiala
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  ala, toerana lavitra tanàna ka rakofan'ny hazo maromaro [Betsimisaraka] [1.78]
4  ala [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]

Anagrams  5 ala aty, 6 Atalaì, 7 Atalia, 8 atiala, 9 aty ala

Updated on 2025/09/12